|
|
|
|

Entrée1  miandry vohoka
Mots élémentaires  2  miandry, 3  vohoka
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  miandry ny andro hiterahan' ny vehivavy anankiray bevohoka mba hikarakara azy amin' ny hifanany na hikarakara ny zaza [1.1]
Explications en anglais  6  to wait for the birth of a child [1.7]
Explications en français  7  attendre la naissance d'un enfant [1.8]
Synonymes  8  miandry tafika

Mis à jour le 2025/09/12